Fampianarana nandritra ny zaikabe

Faly miarahaba ry havana, Misaotra an’i Tompo isika noho ny fitahiany ka nahatontosàna ny adidy tandrify antsika avy nandritra ny zaikabe. Mankasitraka antsika rehetra ihany koa noho ny fiaraha-miasa nahafinaritra. Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany! Indro ireo tahirim-pampianarana natao mba ho zaraina amin’ny rehetra izay liana. Mirary soa indrindra!   1- EDUQUER SES ENFANTS AUJOURD’HUI-Pst Jean […]

Lire la suite Fampianarana nandritra ny zaikabe
mai 3, 2019

Information pratique

Fatoriana :         – ny mpizaika tsirairay dia samy mitondra : oreiller + drap housse + drap dessus + couette na sac de couchage. Tenue mpianatra sekoly alahady :        – mandritra ny concert faritany ny zoma 26 avril : ankinina @ faritany         – mandritra ny concert ny asabotsy 27 […]

Lire la suite Information pratique
février 13, 2019

Situation et accès

Campus La Salle Saint Christophe Site Web   Aller Aéroport > gare SNCF Matabiau :   – par navette : https://www.tisseo.fr/se-deplacer/horaires/navettes   – par le tram jusqu’au arènes et le métro ligne A jusqu’à la gare. Gare SNCF Toulouse Matabiau > Auch : environ 1h30 de trajet Auch > Masseube par navette car =========================================================== Retour Masseube […]

Lire la suite Situation et accès
février 5, 2019

Hira zaikabe 2019

  Ny tonony 1 + 2    medley 1 3   medley 2 4   fafisoa-feno fiderana 5   tefeo ny foko       6   sambatsambatse 7   growing with Jesus 8   celui qui grandit avec Dieu 9 + 10 Hira faneva : mitomboa Chorégraphie : Rise up Chorégraphie feony  :  https://www.youtube.com/watch?v=8KX2-J6uS-o&t=234s  

Lire la suite Hira zaikabe 2019
décembre 26, 2018

Zaikabe 2019

Rieux ny, 2 jolay 2018  Ho an’ny birao foibe,  Ho an’ny Faritany, ny Tafo sy ny fiaraha-mivavaka FPMA,  Ho an’ny Sampana Sekoly Alahady any amin’ny faritany FPMA,  Ho an’ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny FPMA,  Faly miarahaba anareo, ary koa manonona ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo tsirairay avy.  Araka ny efa voalaza dia hotanterahina ny 26-27-28 aprily 2019 ny […]

Lire la suite Zaikabe 2019
décembre 26, 2018