Fampianarana nandritra ny zaikabe

Faly miarahaba ry havana,
Misaotra an’i Tompo isika noho ny fitahiany ka nahatontosàna ny adidy tandrify antsika avy nandritra ny zaikabe.
Mankasitraka antsika rehetra ihany koa noho ny fiaraha-miasa nahafinaritra. Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany!
Indro ireo tahirim-pampianarana natao mba ho zaraina amin’ny rehetra izay liana.
Mirary soa indrindra!
 
 
mai 3, 2019

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *